DV

Kizl VoayGang

0 fans

Kizl VoayGang

2:56

 Struggling with DV? Become a better singer in 30 days with these videos!

Miketrika anaty rotaka
Efa nioso-potaka
Efa reko dol ny kozy masosopotaka
Ze connait ihany no connait, kely ny tambazotra
Mlay ny fiainana rehefa amle mangotraka
...minitra fahangianana alohan kotaba
Mino ny ao ambony, fa teny maloto no coupage
Mila bob mits ny rehetra fa tsy vitan'ny courage
Vava akombona, vody akombona, akandrina ny kajy
Tampoka daholo ze miseho, otrn anaty tany miady
Miaritra daholo, eo maty eo, tsisy mifampijery sy mifampiandry
Omeo le feelingy, omeo le feo, omeo le revy hanalana azy
Maso mandinika io fa tsisy tuto
Ndraindray ny eo no miverina, otrn amin ludo
Tsy mba nifangaro tamreo tia raha, tsy voatery hoe hisisika otrn supo
Tsy mba nifangaro tamreo mythos
Tsy nilelapaladia sy clito
Ny hazo fijaliako niafiko
Tsy mivah ny prise, tsy manaiky diso

Depart vondataka
Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra
Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka
Ny radem tsy kobo fa ankamantatra
Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka
Mila connait de matakatra
Mandeha parsi ...mody tsy fantatra
Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra

Mihaino ny sofina... mijery ny maso...
Miasa ny saina... miasa ny daina...
Tsy mipookie, tsy mitaraina
Eh, ze mitovy amina ihany no akamako
Ny fanahy masina no njilaka amin' lalako
Karazana sazy efa nandramako
Tsy de azonlah amina feinte tsony ny kofa
Mety tsy ho kobonlah tampoka raha hoe ho jerena
Omen ry tabory vaovao fake sy nofa
Fa mandeha ny mandeha... natao io fa tsy noterena
Silencieux ny kofon'ny gaigy na de miotra ary ny donany tanatin' taninkatsaka nirevena
Tsy nila sady tsy nahazo kozy mlay loatra fa tamin'ny opa reny ny moral no notefena
Ny manodidina rehetra minanaka
Tsy tapitra ny lalao na de valaka
Mailomailo, ny rehetra atao malaky
Miodina ny tsaho, mpopoka otrn kalach
Karakaraina ze maratra
Tsy andaniana aina ze tsy araka
Ze maty misolo otrn karatra

Depart vondataka
Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra
Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka
Ny radem tsy kobo fa ankamantatra
Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka
Mila connait de matakatra
Mandeha parsi ...mody tsy fantatra
Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra
Depart vondataka
Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra
Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka
Ny radem tsy kobo fa ankamantatra
Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka
Mila connait de matakatra
Mandeha parsi ...mody tsy fantatra
Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra

 Struggling with DV? Become a better singer in 30 days with these videos!

Written by: Kizl VoayGang

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the DV Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "DV Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 26 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/12687278/Kizl+VoayGang/DV>.

    Missing lyrics by Kizl VoayGang?

    Know any other songs by Kizl VoayGang? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "And she will always carry on, Something is lost, But something is ________"
    A gone
    B right
    C wrong
    D found

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Kizl VoayGang tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io

    Think you know music? Test your MusicIQ here!