Song parody of

DV

by Kizl VoayGang

Here's where you get creative! Use our cool song parody creator to make a totally new musical idea and lyrics for the DV song by Kizl VoayGang.

Simply click on any word to get rhyming words suggestion to use instead of the original ones. You may also remove or alter entire lines if needed — when you're done save your work and share it with our community — have fun!

  • English (English)
  • Français (French)
  • Español (Spanish)

Miketrika anaty rotaka Efa nioso-potaka Efa reko dol ny kozy masosopotaka Ze connait ihany no connait, kely ny tambazotra Mlay ny fiainana rehefa amle mangotraka ...minitra fahangianana alohan kotaba Mino ny ao ambony, fa teny maloto no coupage Mila bob mits ny rehetra fa tsy vitan'ny courage Vava akombona, vody akombona, akandrina ny kajy Tampoka daholo ze miseho, otrn anaty tany miady Miaritra daholo, eo maty eo, tsisy mifampijery sy mifampiandry Omeo le feelingy, omeo le feo, omeo le revy hanalana azy Maso mandinika io fa tsisy tuto Ndraindray ny eo no miverina, otrn amin ludo Tsy mba nifangaro tamreo tia raha, tsy voatery hoe hisisika otrn supo Tsy mba nifangaro tamreo mythos Tsy nilelapaladia sy clito Ny hazo fijaliako niafiko Tsy mivah ny prise, tsy manaiky diso Depart vondataka Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka Ny radem tsy kobo fa ankamantatra Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka Mila connait de matakatra Mandeha parsi ...mody tsy fantatra Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra Depart vondataka Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka Ny radem tsy kobo fa ankamantatra Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka Mila connait de matakatra Mandeha parsi ...mody tsy fantatra Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra Mihaino ny sofina... mijery ny maso... Miasa ny saina... miasa ny daina... Tsy mipookie, tsy mitaraina Eh, ze mitovy amina ihany no akamako Ny fanahy masina no njilaka amin' lalako Karazana sazy efa nandramako Tsy de azonlah amina feinte tsony ny kofa Mety tsy ho kobonlah tampoka raha hoe ho jerena Omen ry tabory vaovao fake sy nofa Fa mandeha ny mandeha... natao io fa tsy noterena Silencieux ny kofon'ny gaigy na de miotra ary ny donany tanatin' taninkatsaka nirevena Tsy nila sady tsy nahazo kozy mlay loatra fa tamin'ny opa reny ny moral no notefena Ny manodidina rehetra minanaka Tsy tapitra ny lalao na de valaka Mailomailo, ny rehetra atao malaky Miodina ny tsaho, mpopoka otrn kalach Karakaraina ze maratra Tsy andaniana aina ze tsy araka Ze maty misolo otrn karatra Depart vondataka Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka Ny radem tsy kobo fa ankamantatra Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka Mila connait de matakatra Mandeha parsi ...mody tsy fantatra Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra Depart vondataka Lohalika rovitra, tanana niepaka vo niakatra Ny atsembohana nitete fa ny ranomaso tsy nilatsaka Ny radem tsy kobo fa ankamantatra Tsy zaraiko fa lerako ny manta sy ny masaka Mila connait de matakatra Mandeha parsi ...mody tsy fantatra Tsy tanatina tononkira no nandeha nitady hafatra

Done creating your parody?

Don't keep it to yourself! Save it now so you can share it with the rest of the world!

Browse Lyrics.com

Quiz

Are you a music master?

»
"Ground Control to Major Tom -- Take your ______ pills and put your helmet on."
A protein
B vitamin
C daily
D acid

Free, no signup required:

Add to Chrome

Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

Free, no signup required:

Add to Firefox

Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

Kizl VoayGang tracks

On Radio Right Now

Loading...

Powered by OnRad.io


Think you know music? Test your MusicIQ here!