San Andreas
Kizl VoayGang
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Atomboko amin'ny "f*ck you" satria zay no efa kobony Tsy asina sentimaka na de kodiny Maloto ny tata enoko any andamosina Maloto ny tatany otrn vola miodina Samy manao ze tiany otrn amin'ny san andreas Ze tsy nino anay tonde f*ck Mahadomelina anaty ra, ny adalako efa non stop Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop Smoke Atomboko amin'ny "f*ck you" satria zay no efa kobony Tsy asina sentimaka na de kodiny Maloto ny tata enoko any andamosina Maloto ny tatany otrn vola miodina Samy manao ze tiany otrn amin'ny san andreas Ze tsy nino anay tonde f*ck Mahadomelina anaty ra, ny adalako efa non stop Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop Smoke Tsy miaina amin'ny like, tsy miaina amin'ny reacts Vola no ilaiko, za tsy niangavy hoe tehafo Mikombona ny vava, tsy mila manabe asa Io samy manao ny ataony otrn amin'ny san andreas Anaty 1 sy 8 miova daholo ny rehetra Ny tanjoko tsy ny hoe hampifaly ny rehetra Mody hoe fitiavana no mody hoe lehibe ndrindra Fa rehefa amin'ny tena izy f*ck daholo ny rehetra Ymayma daholo n'aizanaiza Mdonaka tsy miandry hoe legalize Tsisy idiran'ny mozika sy ny ratsy taiza Tsy anaty fivavianao izany ny paradise Ze tsy mety koa mety, sa ahoana?... Io tsy mila forcena Tsy mila tantaraina ny rehetra, efa kopy tena Ny ota, ny Andriamanitra sy devoly mijerijery Tsy matoky an'izaniza, samy ho faty irery... Solo Atomboko amin'ny "f*ck you" satria zay no efa kobony Tsy asina sentimaka na de kodiny Maloto ny tata enoko any andamosina Maloto ny tatany otrn vola miodina Samy manao ze tiany otrn amin'ny san andreas Ze tsy nino anay tonde f*ck Mahadomelina anaty ra, ny adalako efa non stop Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop smoke Atomboko amin'ny "f*ck you" satria zay no efa kobony Tsy asina sentimaka na de kodiny Maloto ny tata enoko any andamosina Maloto ny tatany otrn vola miodina Samy manao ze tiany otrn amin'ny san andreas Ze tsy nino anay tonde f*ck Mahadomelina anaty ra, ny adalako efa non stop Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop smoke
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"San Andreas Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 16 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8830017/Kizl+VoayGang/San+Andreas>.
Discuss the San Andreas Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In