City (feat. Kresnik)
Spvce Chen
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Manana io Tairo mba midira, bitch Dans la city izahay mandeha mi-rode Zay sous codé, zay mila peace Tsy mila apis Anaty aizina mamirapiratra Manantanona raha mila kiff Manantona f'aty 'lay keys Manana io Tairo mba midira, bitch Dans la city izahay mandeha mi-rode Zay sous codé, zay mila peace Tsy mila apis Anaty aizina mamirapiratra Manantanona raha mila kiff Manantona f'aty 'lay keys En fire ny clope, yeah Occupé zah mi-roll Anaty city, no rules Lasa parano Zatra lasa toxico Bitches, zaranao Ahoana ny asambaranao Tairo mba tantarao ahy Omeko advice ana psycho Dr Kres, io mamay Ilay miady rery anaty cachot Tsy tafavoaka io, no way Za mi-ride any amin'ny sisin-tany Bitch mi-insiste Gang-nay tsy rototra amin'i sist' Feno anay ny piste Une fois mi-pop, dia ny équipe anay no pisté-ny Fa ny gang mila kichta Tsy ni-cala anah ny gonz tamin'izaho mbola tsy artiste Izao zah mbola tsy artiste Mahagaga fa ny apis-ny ary tonga aty misisika F*ck ny pyramide sy izay eny an-tapony Fa izay eny ambany mbola manisa moula Fa milalao vola mba ahazoana fafiny F*ck ny ekipany f'izay tsy hifangaro aminy Miseo ho tafita nefa eo tsisy haka anazy Reo sy ny ekipany, tonga de akarapoko Anaty rap tsy afaka anaovana versus Deux minutes sept izao ny verset Mijery dia mba manara ny cursus Fa zah mi-rap mintsy sao dia very ise Bitches manaraka ho azy Kiffeny elah rehefa be sauce Izay no mahatonga anah tsy mba lavo Sady mi-fufu nefa mitady ny pesos Chromatique na dia flou LSD mibahana ato an-doha Feno foana ny ato anaty bagage Zay ny nofinofinay eto aloha Smokey ny anah mila miova Somary leo be an'ilay news Kichta iany ny ahy dia vody Satria horny de mila nudes Manana io Tairo mba midira, bitch Dans la city izahay mandeha mi-rode Zay sous codé, zay mila peace Tsy mila apis Anaty aizina mamirapiratra Manantanona raha mila kiff Manantona f'aty 'lay keys Manana io Tairo mba midira, bitch Dans la city izahay mandeha mi-rode Zay sous codé, zay mila peace Tsy mila apis Anaty aizina mamirapiratra Manantanona raha mila kiff Manantona f'aty 'lay keys En fire ny clope, yeah Occupé zah mi-roll Anaty city, no rules Lasa parano Zatra lasa toxico Bitches, zaranao Ahoana ny asambaranao Tairo mba tantarao ahy Omeko advice ana psycho Dr Kres, io mamay Ilay miady rery anaty cachot Tsy tafavoaka io, no way
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Written by: Kresnik Tommy, Njiva Rakotondriana
Lyrics © DistroKid
Lyrics Licensed & Provided by LyricFind
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"City (feat. Kresnik) Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 11 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8724160/Spvce+Chen/City+%28feat.+Kresnik%29>.
Discuss the City (feat. Kresnik) Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In