Masoandro

Nanté98

0 fans

Nanté98


2:37

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Za nanampy an'zala, fa tsisy nanampy
Dia rehefa miala ialahy misy mikozy hoe ''Frera manary''
Marary nge zany r'zama eh
Tsy ataoko mahakivy raha izany eh
Za misy ny Ray
Tsy matahotra hofaty aho
Fa tsy tiako raha maty aho dia zay no hahafaty ny raiko
Sary ao an-tsaiko zany
Tsy voatery ho faty izy, izy ary lasa
Fa aleo hoan'ny lasa ny momban'ny lasa, tsy mila mitodika any
''Olo-tsy mendrika ana ve no hahapotika ahy''
Ataovy ao an-tsaina zany rehefa misy mandao ela zandry
Raha maloka ny andro de meo hazavàna
Fantaro fa ialahy no masoandro
Nisaraka tsika, mazava, fantaro fa samy mahatsiaro
Hoe diso, f'enao mba nitia ahy, nahiliko
Any aoriana any aho mety hanaiky ny heloko, aleo aloa ho tsapako tsara tsy afa mitia aho
Satria aho tsy tia ny tenako
Mendrika antsika ve ny ho velon'aina raha ny hamono tena no tanjon'ny sasany
Tsia
Mendrika hotohizana ve ny talenta raha niaritra ialahy nefa takon'ny sasany tsisy
Tsy aiko, eritreritra ny ahy fa fantaro fa tsara ny ''Fin'' rehefa maharitraritra ny ady
Fa tsy arako foana ny faran'ny adiko
Aleo tsy miresaka tsony @izay tsy mifandratra tsony
Raha vonona ny andao ana ianao tonga dia tsory fa rano no hotsofiko
Za tsy mitazona, tsy enao fa ny ho tafa ny tanjoko
Aza araraotina aho f'efa mitandrina ny afoko
Tsy aiko hoe raoviana vao ho tonga ny androko
Nihevitra ho mafy aho nefa refa tonga ny sedra natahotra
Ndraindray aho matahotra bandy natao ohatr'ahy fa tadidiko hoe za rery no mahavita mihoatra ahy Hey
Za nanampy an'zala, fa tsisy nanampy
Dia rehefa miala ialahy misy mikozy hoe ''Frera manary''
Marary nge zany r'zama eh
Tsy ataoko mahakivy raha zany eh
Za misy ny Ray
Za nanampy an'zala, fa tsisy nanampy
Dia refa miala ialahy misy mikozy hoe ''Frera manary''
Lalahy no mamadika, ana ny adisoana
Fantaro fa za raha mandeha tsy miverina intsony

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Written by: Nanté Andrianina

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Masoandro Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Masoandro Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 29 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/7897979/Nant%C3%A998/Masoandro>.

    Missing lyrics by Nanté98?

    Know any other songs by Nanté98? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "Only hope remains, _______"
    A All I want is to be there beside you
    B All kinds of everything remind me of you
    C All I need is just a little more time
    D All together now in no man's land

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Nanté98 tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!