LONDON / SADSHIT

Spvce Chen

0 fans

Spvce Chen

Spvce Chen is a musical artist whose style blends elements of rap, hip-hop, and alternative genres. They are known for their unique sound and introspective lyrics. Spvce Chen has gained a dedicated following for their captivating performances and thought-provoking music. more »


3:43
41 
#1

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Fa  tsisy  mahatana  anay
Na  ialahy  tsy  izy  na  namanay
Amin'ny  alina  tsy  matory
Dia  mila  biff  izahay  ramaraina
Tsisy  mahatana  anay
Tsy  izy  na  namanay
Tsy  kobony  ny  lalanay
Fa  ny  zava-bitanay  pas  tantarainy
Miaraka  amin'ny  gang  foana  vao  mi  ter-sau
Pas  de casquette,  izay  anaty  vaisseau
Raha  te  i-pop  aho  tsisy  ilako  réseaux
Ny  concu  nolemanay  ohatran'ny  massa
Fa  tonga  ny  paquet
Fuego  Stud  no  mameno  casa
Mampihetsika  tongotra  ataoko  mitapy  ty  isaky  ny  andalana
Braquage  ity  andana  ialahy  miondrika  ambony  tanana
Mampihetsika  tongotra  ataoko  mitapy  ty  isaky  ny  andalana
Japiko  ny  UK  mbola  tsy  any  Londres  fa  eto  Mada
Izay  mivoaka  frappe  dia  norma  tsisy  mahazaka  ny  dakako
Izaho  tsy  mahay  mi-combat  fa  ataoko  milentika  indray  aloha  ny  kata
Izany  ary  aloha  tatazo
Izay  mafy  mibata
Efa  lasa  alavitra  ohatran'ny  cheat  izaho  ohatran'ny  dopé
Odiko  mitapy  fa  aiko  ny  fôsika  koboko  ny  OV
Tairo  fa  alaiko  ny  lovés
Oento  ho  anao  ny  laza
Jeu  oentinay  ohatran'ny  gova
Fa  ianao  mi-battre
Efa  ainao  ny  kajy
Mbola  tsy  any  Londres  fa  eto  Mada
Mety  oe  mafy  aho  fa  mety  marary
Olombelona  ihany  aho
Ny  alahelo  efa  noheveriko  oe  lasa
Fa  miverina  ihany
Fa  tsy  hitako  intsony
Ilay  sipa  niaza  tsy  hanimba  ny  foko  tsy  sipako  intsony
Ilay  bandy  nanohana  ahy  tamin'ny  voalohany  tsy  ekipako  tsony
Tsy  mitady  aho  raha  resam-pitiavana
Fa  izay  efa  hita  nataoko  nahampy  ahy
Ny  akamako  sisa  ao  ambadika  ao
Lainga  ny  koziko  oe  :  "Tsisy  nanampy  aho"
Ndraindray  aho  miteny  ndraindray  aho  ilay  miafina  ao  ambany  masque
Ndraindray  tsy  misaina  tsy  mahita  ny  faux  izy  eo  ambany  masoko  aho
Dia  alaiko  ny  argent  dia  alaiko  ny  kichta
Izay  ihany  dia  faly  fa  ny  ambiny  rehetra  nampakako  sisiny  any
Enao  mety  tiako  fa  tsy  afaka  hiaraka  isika  aloha  sista
Izay  miainga  eo  koa  tsisy  fady
Ny  foko  efa  nalefa  sesin-tany
Zay  miainga  eo  koa  zakanay
Impiry  izay  nanome  tanana
Miverina  avy  n'importe quel  maratra  ny  tananay
Impiry  nianjera  sy  lavo
Fa  bandy  ny  tena  tsy  maintsy  mitsangana
Na  misy  ny  sakana  aza
Fa  vola  no  tsy  ampy  anay
Dia  maty  ny  foko  dia  hatramin'ny  fitiavana  lasa  tsy  tsapanay
Tsy  mahita  tory  intsony  aho  amin'izao
Tsy  aiko  efa  zatra  ve  sa  efa  maty
Tsy  mahare  marary  intsony  aho  amin'izao
Tsy  mahita  tory  intsony  aho  amin'izao
Tsy  aiko  efa  zatra  ve  sa  efa  maty
Tsy  mahare  marary  intsony  aho  amin'izao

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

Written by: Njiva Rakotondriana

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the LONDON / SADSHIT Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "LONDON / SADSHIT Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 23 Sep. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/7676732/Spvce+Chen/LONDON+-+SADSHIT>.

    Missing lyrics by Spvce Chen?

    Know any other songs by Spvce Chen? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    What was David Bowie’s real surname?
    A Jermey
    B James
    C Julian
    D Jones

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Spvce Chen tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io