Vola maloto 2.0

Kemyrah

0 fans

Kemyrah


3:49
#1

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

Ayayayaya
Vola! Vola! Vola!
Ayayayaya
Mampivadika jiolahy
Ayayayaya
Ouh ohh
Yeah 
Tsisy mazava ny anaty ny saiko
Maizina ny lalako satria ny vola no mitantana ahy
Ilay mody rahalahy, efa ela ireny no tsy aiko
Satria ny vola lesy tsy maha mpirahalahy
Vola dia vola dia vola
Izay ihany no anaty loha 
Aty tsisy fahagagana fa izay mitifitra no mahavoa
Avelao hiteny eo izy
Fianakams no mandeha aloha
Tsy hisy hasolo an'ireo zany
Ireo ihany ny ahy no mankarary fo ahy
Mama, hifonana fa ny life mamay
Mila miketrika, mandoto tanana koa indraindray 
Vali-babena no omeko, peu importe ny moyen
Na biby masika aza miaro ny fianakaviany foana ny requin
Oh no!
Vola no maha ory antsika izao
Ao fa manomboka androany zaho hitady
Tsy maintsy ho tafa ianao ry mama izay no atao
Aza manahy ianao fa zaho io anie ka tsy ho faty
Mbola sarotra ny ady, fa tsy maintsy hoe enjanina mafy ilay tady io
Tsy maintsy tafavoaka na dia mafy aza ny tadio 
Tadidio fa zah miafy
Na hampiasaiko sandry
Vola maloto no hanafenako ny arina an-tava

Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Ny hatsarako tsy ho lany
Heyiii
Vola, io ihany no vahaolana
Tsy maintsy ho takariko na dia lavitra be aza ny volana
Mifona aho
Raha hanao Vola Maloto a
Fa tsy maintsy ho voavidiko ho anao ry mama ilay Villa

Fijaliana hatramin'izay
Ho avadintsika fifaliana izy ankehitriny
Tediavina foana na mahamay
Izany tsy hifanomezan-tsiny
Braquage, vola, gang
Vola amin'ny gony tsy maintsy robaiko
Hampiadanana an'ilay sombin'ny aiko
Tsy quoi izay hiafarany, efaiko
Ny zavatra rehetra misy sarany
Ny fahasambarana misy sariny
Rehefa ho an'ny family
Na ny famonoana aza misy rariny

Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Za tsy ho jiolahy
Jiolahy
Ny hatsarako tsy ho lany
Heyiii
Vola, io ihany no vahaolana
Tsy maintsy ho takariko na dia lavitra be aza ny volana
Mifona aho
Raha hanao Vola Maloto a
Fa tsy maintsy ho voavidiko ho anao ry mama ilay Villa

Ayayayaya
Vola! Vola! Vola! 
Ayayayaya
Mampivadika jiolahy
Ayayayaya
Jiolahy dia jiolahy
Ayayayaya
Kemyrah! Flawless gang gang

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Written by: Andrianiaina Tahiana

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Vola maloto 2.0 Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Vola maloto 2.0 Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 5 Jun 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/5131378/Kemyrah/Vola+maloto+2.0>.

    Missing lyrics by Kemyrah?

    Know any other songs by Kemyrah? Don't keep it to yourself!

    Watch the song video

    Vola maloto 2.0

    2,944
    54     0

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    Which artist has won the most GRAMMYs in history?
    A Georg Solti
    B Alexander Faris
    C John Alldis
    D John Wilson

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Kemyrah tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!