Tsy farany

REBL

0 fans

REBL


3:04
#1

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

[00:14.95]
Vitaina matavy
Efa hitako ny ho avy
Jerena ny havanana ny avia
Fa tsy izy jiaby ny ami
Sady mandeha ah no mandihy
Mandinika ny la vie
Mivoaka miditra ny money
Otran'ny anatina pussy
Perso tsisy douzy
Efa kobo ny movie
Rehefa nijoro ah dia nisuce izy nefa tam volohany nisouzy
Yeah yeah yeah
Tsy punchline fa bomba
REBL otran ny Bob(y)
Am le manetroka ny ganja
Tairo vitaina ny kandra
Mbola tsy tapitra ny combat
Ny razana omenay toaka
Ny velona matsiro ny loaka
Ny razana omenay toaka
Ny velona matsiro ny loaka
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Yeah yeah
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Yeah yeah
Tsisy ahiahy (tsisy)
Io na mamay, vo may doranay
Fa tsisy ahiahy ya ya ya yaaaaay
Hey
Tsisy ahiahy (tsisy)
Io na mamay, vo may doranay
Fa tsisy ahiahy ya ya ya yaaaaay
Hatram farany
Tsisy hivoaka perta otran'ny braquage
Tsisy trucage
Rehefa raikitra ny action dia zay ihany no manao an ny cascade
Tsy mivazivazy, tsy mitsikitsiky fa tsy mahafinaritra ny zava-misy
Otran ny matrix ah mi-esquiva
Tsika samy tsika mifampitifitra
Zay mafy ndrindra fa tsisy fitsipika
Tsy maintsy atao na misy riska
Mila miaina fa tsy vitan'ny rivotra
Dia tsy maintsy mihetsika fa so mihitsoka
Tsy mipanique fa tsy lany ny fika
Ampafiriny ny zavatra efa vita
Feno habibina dia misy minana raha tsy masiaka ny maso tsy hakipy
Tsy hay raha misy ny ampitso fa asiako (Asiako)
Enganie tonga nenah, zay vo tonga ny apocalypse
Asiako (Asiako)
Asiako
Enganie tonga nenah, zay vo tonga ny apocalypse
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Yeah yeah
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Hatram farany (Hatram farany)
Yeah yeah
Tsisy ahiahy (tsisy)
Io na mamay, vo may doranay
Fa tsisy ahiahy ya ya ya yaaaaay
Hey
Tsisy ahiahy (tsisy)
Io na mamay, vo may doranay
Fa tsisy ahiahy ya ya ya yaaaaay
Hatram farany

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Written by: Njaratsiry ANDRIATSARASON

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Tsy farany Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Tsy farany Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 22 Jun 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/12062368/REBL/Tsy+farany>.

    Missing lyrics by REBL?

    Know any other songs by REBL? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    Which famous rapper married reality TV star Kim Kardashian in 2014?
    A Kanye West
    B 50 Cents
    C Drake
    D Jay Z

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    REBL tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!