Ahy ianao

Js_twins

0 fans

Js_twins


3:24

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Viavy o!
Famindranao, endrikao
Izay tavela milentika
Ato an-doha o
Anilanao no fy, ianao no fiainako e
Efa fantratrao
Fa ts'isy hahasolo anao
Ianao tiako e
Raha ianao indray
Tsy ho zaraiko e
Tsy ho voafafa ato am-po o
N'aiza n'aiza misy anao
Indray tsy ho very o
Feno anao ny fo
Ary ts'isy hoe an-tery o
Aminao misava ,
Efa lasa tebiteby o
Aza avela irenireny !
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fô
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fo
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
Ianao fifaliako anie
Ianao an-doha
Mila anao ny fo
Ianao fifaliako anie
Ianao an-doha
Mila anao ny fo
Oh baby e,
'Tsika hiaraka foana anie
Ts'isy hampisaraka antsika anie
Ka ho leo ry zareo !
Za efa anao fô!
Ny antsika fitia tsy ho rava
Ts'isy handrava
Fa efa antsika io oh
Hitsambiki-mikipy
Fa foko efa anao
Ireo tebitebinao
Teo aloha ovaiko
Ho tononkalo
Fa efa ahy ianao
Tambitambinao isan'andro
Teny mamy o!
Aminao mazava,
Lala-hitana ts'isy ho sento o
Foko efa anao …
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fô
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fo
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
Ameza za fonao,
Ameza za fonao
Ô viavy e !
Ameza za fonao,
Ameza za fonao
Ô viavy e !
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fô
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fo
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fô
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
No no no no no
Ahy ianao
No no no no no
Ianao raiky fo
No no no no no
Ameza, ameza za
Viavy ny fonao
Ianao fifaliako anie
Ianao an-doha
Mila anao ny fo
Ianao fifaliako anie
Ianao an-doha
Mila anao ny fo

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

Written by: Jose RAVAOJANAHARY

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Ahy ianao Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Ahy ianao Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 22 Sep. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/11104688/Js_twins/Ahy+ianao>.

    Missing lyrics by Js_twins?

    Know any other songs by Js_twins? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "Stupid" is a 2019 biggest hit single for which singer?
    A Billie Eilish
    B Tate McRae
    C Bea Miller
    D Camila Cabello

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Js_twins tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io