Song parody of

Netflix

by Kizl VoayGang

Here's where you get creative! Use our cool song parody creator to make a totally new musical idea and lyrics for the Netflix song by Kizl VoayGang.

Simply click on any word to get rhyming words suggestion to use instead of the original ones. You may also remove or alter entire lines if needed — when you're done save your work and share it with our community — have fun!

  • English (English)
  • Français (French)
  • Español (Spanish)

7,62 mm miafara eny amin'ny lohan'ny mpitambola Voky na mamboly na tsy mamboly Cookie, euphon, rox, T G, rongony Mody nandra fa kopy dol ry tabory Mitonia fa amnazy ny fidirambola Mandeha mafy tsy mila hoentina mora Mandeha mafy tsy mila asina rora Rarany be fanja sy ny mouvny Karazana drogue no miodina Tsy arany ny revy miainga, tsy kobony Ny mpitondra tady hivarotra ny nofiny Ny apis tady hivarotra ny vodiny Ny tele feno resaka tsisy fotony Ny fanjakalan'ny lanitra misy tompony Otrn anaty film Ny nigga mila milli Ny vahoaka vofeinte impiry Biatch anaty ny mini, sextape miparitaka ny resabe Tsy kely lalana ny ratsy, feno ny G A V Misy tsy milamina, misy ra miraraka amin'ny pavé Eo amin'ny nanata ny ghets, tsy lavitra no mandeha Otrn amin'ny porno ny revy miainga anaty carée vip Tsy tahaka ny any andanitra fa ymayma ety antany ety Ramalagasy varina, very anaty katesizy Tsy menatra tsony ry vokindy Samy tanora tsisy manaiky votsindry Very tsikalakalampihavanana Efa ny mangamanga no lehibe indrindra Ny hoavin'ny firenena te hanao ze tiany Voaolana ny havana... avy any aorina Ny ministra tsy mikozy afatsy ny fahiny Voafingana ny volamena de waiaka Tsy kozina ny ravan'ny pandemie so waiaka Feno biby mitsapatsapa anatin mailaka Anatin story any ny seran'ny maisatra Ny zandry kely te hanao revin' american Ze aleha mamay fa mailo, mila mierika Mirongatra ny sarimbavy, anatin reseau no mipelika Tsy mahay mikombona ny vavany sy ny derika Feno dead tantarain vaovao ofisialy Fa mitohy ny fiainana, tsy miova ny sary Misy milliards, de misy maty mosary Simban tsindrona, mitsipaka ry botary Miparitaka ny arme vita gasy (mmh, yeah, huh, yeah) Mirongatra ny secte sy ny fitaka (mmh, yeah, huh) Kombaka be anaty vidaka Misy sarany kely ny mijery gidraka Feno maloto ambanin hitsaka Samy miteny, ze tsy mazaka mikisaka

Done creating your parody?

Don't keep it to yourself! Save it now so you can share it with the rest of the world!

Browse Lyrics.com

Quiz

Are you a music master?

»
In what decade did the group "Pink Floyd" make their debut?
A in the '90s
B in the '80s
C in the '60s
D in the '70s

Free, no signup required:

Add to Chrome

Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

Free, no signup required:

Add to Firefox

Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

Kizl VoayGang tracks

On Radio Right Now

Loading...

Powered by OnRad.io