GANG (feat. Nanté98 & Kresnik)
Spvce Chen
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Sharingan efa velona, efa "mode fight" Tsy mila karma, fa izaho tonga hamaly faty Anaty stud' izahay mamono, ialahy miandry faty Tonga hanimba aho, fa izaho tsy tonga hamalifafaly Ratra efa lalim-pery Flow sy technique anay efa lalim-paka Izahay izao no mafy indrindra tsisy mystery Mety oe mafy ialahy fa mafy anaty "back" Package efa vonona ao anaty phone Milatsaka eo io dia manjifa ny adve' Vao oe "Nanté98" io d'efa mi-fold Oe: "Tsy sahanay lisany fa mafy be!" Fuego STD izahay rates-pi Anaty sambo, level efa faratampony Mameno téléphone ohatran'ny appli' Izahay rehetra tafiaraka, dia ho hita eo raha tantiny Tsy miala amin'ny gang Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game Tsy miala amin'ny dope Ny anay drill, ny anazy drogues Aza manenjika, fa ny anay trop be Izany ny vokatra tsy misy intro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro Nanté98 ity ry biatch Tsy any anaty ring, fa milatsaka ny prod izaho mi-kick Any anaty drill milaza anazy ho king Vao mifanojo ny masoko miforitra ry kindy Betsaka ny 16, d'efa betsaka ny kivy Dorako ny ppe-ra d'efa betsaka ny kila Raha mijanona aho ry zandry, mety betsaka ny kirana Dokafako ry tazy Avy eo manao fikana 'tasses Ity ary ny felaka Raha te handetika anay ialahy tsy ferana Ataovy anaty saina fa raha izahay aloha ny adve' Ialahy milevona sy avela Tsy aty aminay ialahy no mi-test Sao ho betsaka ny fery Te hanaraka ny diako fa betsaka no very Vao maheno anah milatsaka Mipetraka ry vendrana Tsy miala amin'ny gang Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game Tsy miala amin'ny dope Ny anay drill, ny anazy drogues Aza manenjika, fa ny anay trop be Izany ny vokatra tsy misy intro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro Rap-nay mandratra sofina Rano voataty anaty calice dia miodina Mifandom-bera dia miainga ny ozona Miara-misotro tandremo ialahy kofona Ny aty tsisy vakisiny Euphon no solona malaxie Brownzey no ao an-dakozia Ny anay ny direction efa galaxie F'angaha ratsy be Toa miketrona ialahy, f'angaha mangidy Koboko ialahy dify 98, Spvce efa furtifs Izahay ilay mpanjakan'i Atlantis Tompon'ny caverne d'Alibaba Anay ilay trésors sy ilay rubis Dia ny an'ialahy ilay fakam-panahy Sheesh Tsy miala amin'ny gang Tsisy ohatranay nefa tsy anaty game Rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game Tsy miala amin'ny dope Ny anay drill, ny anazy drogues Aza manenjika, fa ny anay trop be Izany ny vokatra tsy misy intro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro Tsy mila impro Tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"GANG (feat. Nanté98 & Kresnik) Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 4 Jun 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8685676/Spvce+Chen/GANG+%28feat.+Nant%C3%A998+%26+Kresnik%29>.
Discuss the GANG (feat. Nanté98 & Kresnik) Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In