Tony Montana

VoayGang

0 fans

VoayGang


3:45

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Za negro mila rich, spida, androany fa tsy rapitso bitch
Ibahana ny pocheko tsy ho feno mapesa
F*ck tong'dia matesa
Money ihany izahay vao miresaka
OK ny mangamanga vao mandeha za
Anaty sera, tsy mfrickl...
Ny tanjona ohatran'i Don Sosa
Angoniko ny manga, mena, mavo
Mandohalika aminah daholo izay mandalo
Pata aho tsy miasa adin'ny valo
Fa hatreto mbola nofy ihany zany
Fotoana volamena, raha isera vola omena
Fa ny fisaorana tsy manangana Villa
Zay nôfa ton' dia lemako, ny ao andohako ao kanefa...
Ny ao andohako mijanona ho nofy ihany
Te hiaina otrn Tony Montana
Tony Montana nefa film
Tsisy Versace tsisy prada tsisy Gucci
Tsy voatery hitovy amin' ry kindy
Tokony hadio ny foko sy ny fanahy
Nefa hardcore loatra eto tsy ilana an'izany
Koboko ny ratsy sy ny tsara
Nefa samy ataoko
Nofisinay ny vie de luxe fa ohatran'ny hoe milay be poux
Iacth-b mameno villa, ny peuple milela molotra
F*ck le kozy hoe: "mandalo ny harena be"
Mila pata be, fa oaray lele
Ilaiko ny kepa be, tsy ahoako izay Mausolée
Courage izay hitondra anah, sorry désolé
Tsotra be ny revy ny ahy, otrn nen'i Montana
Zendanako ny costard, dia tsy kobo ny fahotana
Te hiaina otrn Tony Montana
Tony Montana nefa film
Tsisy Versace tsisy prada tsisy Gucci
Tsy voatery hitovy amin' ry kindy
Tokony hadio ny foko sy ny fanahy
Nefa hardcore loatra eto tsy ilana an'izany
Koboko ny ratsy sy ny tsara
Nefa samy ataoko
Mihodihody erakan'ny faritry
White bitch agnaty BACKSEAT
Kara tsy hofaty ny aiñy
Mibaby olagna fa tsisy mahatsikaritry
Anh anh
Hevitrako fa mahay mihitatra
Fa maty rango ela fahignako
Damby nenay fa mifikitra woah
Milomagno agnatiy Nofy za difitra
Mijaly nefa maditra
VoayGang hono lasa VoayMafia ouh
Te hiaina otrn Tony Montana
Tony Montana nefa film
Tsisy Versace tsisy prada tsisy Gucci
Tsy voatery hitovy amin' ry kindy
Tokony hadio ny foko sy ny fanahy
Nefa hardcore loatra eto tsy ilana an'izany
Koboko ny ratsy sy ny tsara
Nefa samy ataoko

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

Written by: Eddy Andriamanantena, Fabiano Ranoelison, Lucka Raherilanto, Michel Rakotoarisoa

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Tony Montana Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Tony Montana Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 1 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8678628/VoayGang/Tony+Montana>.

    Missing lyrics by VoayGang?

    Know any other songs by VoayGang? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "Her walk is so mean" is from which song?
    A Steal My Girl
    B Drag Me Down
    C One Thing
    D Mystery Box

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    VoayGang tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!